|
|
|
|

Entry1  fanafoanana
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.3] l'action de vider, de dévaliser, de rafler, d'annuler
4  [1.13] annulation
Examples  5  [4.27] Araka ny hevitray tokoa dia ny lamandy sy ny sazy fotsiny ihany no voakasiky ny fanafoanana.
6  [2.472] Noho ny fahalalana nombam-pikirizana nataony tany amin' ny Antenimieram-Pirenena frantsay sy teto an-toerana, azony ny fanafoanana ny miaramilam-potaka.
7  [2.503] Antony iray lehibe nitarika ny fitokonan'ny mpianatra, niteraka fanonganam-panjakana io, ka anisan'ny fitakiana fototra nataon'ny vahoaka ny fanafoanana ny sekoly miangatra!
Root  8  foana
Compound words 

Updated on 2024/12/11