|
|
|
|

Entry1  foanana
Root  2  foana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Tsy atao indray: Nofoanana ny fety saika hatao fa nisy sampona
5  Lazaina ho tsy manan-kery intsony: Lalàna efa nofoanan' ny Fanjakana io [1.1]
Explanations in English  6  to be abolished, to be brought to naught [1.7]
Explanations in French  7  qu'on vide, qu'on abolit, qu'on annulle [1.8]
Examples  8  Valin' ny natao tsy azo foanana. [2.296#]
9  Ny ahiahy faharoa tsy maintsy foanana dia ny momba ny anjaran' ny Fanjakana. [4.27#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  anafano, anafoan, anafona, anofana, foanana, nanafoa, naofana

Updated on 2023/04/14