Entry | 1 anatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny 4 Fananarana, fampitandremana: Anatra lehibe ho anao izao fahavoazanao izao 5 Hafatrafatra, filazalazana: Nanome anatra mafonja vitsivitsy ny filoha talohan' ny hiaingan' ireo hanao fanompoam-pirenena [1.1] |
Explanations in English |
6 advice, admonition [1.2, 1.7] 7 counsel, instruction, correction, reproof, rebuke [1.2] |
Explanations in French |
8 conseil, admonition [1.8] |
Derivatives |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word anatra |
Anagrams | 15 aatran, anatra, antara, aranta, atrana, naatra, natara, rataña, tarana-, tarana |
Updated on 2020/07/31 |