|
|
|
|

Entry1  ampianarana
Root  2  anatra
Part of speech  3  relative verb
Explanations in French  4  [1.3#37]
Examples  5  Toraka izany ihany koa ny mikasika ny fanovana ny boky ampianarana izay tsy ahitam-bokatsoa raha tsy dimy taona aty aoriana [4.27#2006/10/20]
6  Fotoana vitsivitsy isan-kerin' andro no ampianarana sekoly alahady ireo, nefa ny ray aman-dreniny kosa mampianatra azy andro aman' alina. [1.353#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Anagrams  12  ampianarana, anampairana, anamparanay, pamarananay

Updated on 2023/01/20