Entry | 1 voanatra |
Root | 2 anatra |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in English |
4 [1.2] advised, admonished, rebuked. |
Explanations in French |
5 [1.3] Conseillé, réprimandé |
Examples |
6 nefa voanatra izy noho ny fahotany: ny boriky moana efa nanao feon' olona ka nisakana ny hadalan' ilay mpaminany [2.996#68.2.16] 7 Ary raha teny mihoatra noho izao kosa, anaka, aoka ho efa voaanatra hianao [2.996#25.12.12] |
Other spellings | 8 voaanatra |
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |