|
|
|
|

Entry1  fianarana
Root  2  anatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra
Explanations in English  5  [1.7] the act of learning; studies; a school
Explanations in French  6  [1.8] action d'apprendre; études, leçons; école
7  [1.13] étude, apprentissage
Examples  8  Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo; [2.324]
9  Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471]
10  Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia. [2.472]
11  Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana? [2.499]
Compound words 
Toponyms 
Titles  23  Boky fianarana ny amin' ny biby : ho an' ny mpianatra malagasy (Lavik K)
24  Fanandroana : fianarana manisa andro malagasy (Rabesata Arima)
25  Fianarana jeografia (Rakotonaivo François)
26  Fianarana ny Fitsipi-pitenenana malagasy (Rajemisa-Raolison Régis)
27  Gramera na ny fianarana ny fiteny malagasy : dingana faharoa (5e, 4e) (Andrianony)
28  Lesona tsotsotra momba ny fianarana poezy amin’ny teny malagasy ( )
29  Ny Fikabariako : ny kabary Malagasy ankehitriny ~ fianarana mikabary (Ramamonjisoa Edouard)
Proverbs  30  Proverbs containing the word fianarana

Anagrams  31  anafarany, fanairana, fanaraina, fanariana, farananay, fianarana, fiaranana, ifaranana, niafarana

Updated on 2025/02/08