Entry | 1 fianarana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra |
Explanations in English |
4 [1.7] the act of learning; studies; a school |
Explanations in French |
5 [1.8] action d'apprendre; études, leçons; école 6 [1.13] étude, apprentissage |
Examples |
7 [2.324] Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo; 8 [2.471] Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. 9 [2.472] Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia. 10 [2.499] Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana? |
Root | 11 anatra |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
Proverbs | 30 Proverbs containing the word fianarana |
Anagrams | 31 anafarany, fanairana, fanaraina, fanariana, farananay, fianarana, fiaranana, ifaranana, niafarana |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |