Entry |
mpianatra
(anatra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra [1.1]
|
Explanations in English | A pupil, a student [1.7]
|
Explanations in French | étudiant, disciple, élève, imitateur [1.3]
|
| élève, étudiant [1.8]
|
Examples |
1 | Nisy fifidianana mpianatra halefa any an-dafy hitsangatsangana, amin' ny vakansy faran' ny taona.
[2.332]
|
2 | Andrianaivoravelona, ary Rainizafy, hanadina ny mpianatra, Kilasin' Andriamanamizao sy Ramahandry.
[2.649]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Proverbs |
Article |
|