Entry | 1 mpampianatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Antokon' olona manoro sy mampitombo fahaizana an' ireo tsy mahay na tsy mahalala, antsoina amin' ny anarana ankapobe hoe mpianatra |
Explanations in English |
4 [1.7] a teacher |
Explanations in French |
5 [1.3] le maƮtre, le docteur, l'instructeur, l'instituteur 6 [1.8] instituteur |
Vocabulary |
7 Education |
Root | 8 anatra |
Titles |
Anagrams | 10 ampatrampany, mpampianatra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |