Entry (1/2) | 1 anarina |
Root | 2 anatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Omena torohevitra, atoro: Tsy laitra anarina io zaza io fa mafy loha Fitenenana: Raha anarin-tsy zaka, ny tsetsetrano an' olona, fa ny tsitsitra no an' ny tena: fitenenana misy tsilalaon-teny enti-milaza fa ny ankizy tsy laitra anarina dia mampitsetsetra ny mpitazana fa mety hahafaty ny tena kosa. / Anarin-tsy zaka, ka voa vao manao hoe "Nankaiza ny tanteliko teto"?: ireo tsy laitra anarina dia mbola ho voa ka amin' izay vao hanenina bevava |
Explanations in English |
5 [1.7] to be advised, to be admonished |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on conseille qu'on réprimande |
Examples |
7 Raha ny manan-dray no anarina, ny kamboty no mahazo aloha. [2.69#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 añarina |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Taimoro]
sanga, tampony, tendrony |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |