Entry | 1 mianatra |
Root | 2 anatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marika izahay isan-kariva Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fitenin' i nenibe Ikoto ka mampihomehy erỳ |
Explanations in English |
5 [1.2] to learn, to study, to receive instruction; to gain knowledge of, to imitate, to mimic. The causative of this (mampianatra) means to teach. 6 [1.7] to learn; to imitate; to go to school |
Explanations in French |
7 [1.8] apprendre; aller à l'école; imiter |
Examples |
8 Fa angaha ialahy tsy mianatra tsara? [2.472] 9 Ny fiainan-dry zalahy ireo dia mianatra amin' ny antoandro fa ny maro aminy miasa alina. [2.471] |
Vocabulary |
10 Education |
Morphology |
|
Titles | 16 Andeha hianatra izahay : Fianarana mamaky teny sy manisa (taona voalohany) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie) |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mianatra |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |