Entry | 1 mananatra |
Root | 2 anatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe fahizay tsy tapaka nananatra anay Manao hafatrafatra: Talohan' ny hiainganay, dia nananatra mafy i dada sy i neny Mitezitra, mandevilevy: Nanao kitoatoa ise ka tsy maintsy mananatra anise toy izao aho |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to advise; to rebuke 6 [1.2] to warn, to admonish, to chastise. In the provinces it means to teach. |
Explanations in French |
7 [1.8] conseiller |
Examples |
8 Raha mananatra ny adala dia ny lambany no ariany; [2.69#] 9 Sady mananatra anareo aho No mananatra ny tenako! [1.437#] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mananatra |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |