Entry | 1 mananatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe fahizay tsy tapaka nananatra anay Manao hafatrafatra: Talohan' ny hiainganay, dia nananatra mafy i dada sy i neny Mitezitra, mandevilevy: Nanao kitoatoa ise ka tsy maintsy mananatra anise toy izao aho |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] to advise; to rebuke 5 [1.2] to warn, to admonish, to chastise. In the provinces it means to teach. |
Explanations in French |
6 [1.8] conseiller |
Examples |
7 [2.69#] Raha mananatra ny adala dia ny lambany no ariany; 8 [1.437#] Sady mananatra anareo aho No mananatra ny tenako! |
Root | 9 anatra |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mananatra |
Anagrams | 15 amantaran, anantaram, anatranam, mananatra, manantara, manatrana, manatrĂ na, marantana, namantara, nanamatra, nanaratam, nanataram |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |