Entry |
mampianatra
(anatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy [1.1]
|
Explanations in English | To teach [1.7]
|
Explanations in French | Enseigner [1.8]
|
Examples |
1 | Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa.
[2.332]
|
2 | Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra?
[4.27]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mampianatra |
Past : |
nampianatra |
Future : |
hampianatra |
Imperative : |
mampianara |
|
Compound words |
|
|