|
|
|
|

Entry1  mendrika (endrika)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza olona (na ny fihetsiny) manana fahamboniana mitandro ny hajan' ny tenany: Lehilahy mendrika izy ka tsy mahagaga raha voafidin' ny vahoaka 4  Tokony hanana, tokony hahazo, noho ny toetrany na ny zava-bitany: Mendrika hofatzina ny olona nahavita heloka ~ Mendrika fiderana ny mpandresy 5  Sahaza, mifanaraka, mifanentana: Hahazo valiny mendrika ny asany avy ny olon-drehetra [1.1#652]
Explanations in English  6  worthy, deserving, dignified (distinguish from miendrika) [1.7]
Explanations in French  7  digne, qui mérite; (à distinguer de miendrika) [1.3#126, 1.8]
Examples  8  mendrika loatra nataon' ny Frantsay amin' ny maha-firenena miady azy: [2.472]
9  Nahatsapa ny tenany ho diso koa izy ka mendrika ny tsorakazo nomaniny. [2.470]
Morphology 
10  Simple :
Compound words 

Updated on 2022/05/15