Entry | 1 miendrika |
Root | 2 endrika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manana endriky ny...: Miendrik' anjely [1.1] |
Explanations in English |
5 to have the appearance of (distinguish from mendrika) [1.7] |
Explanations in French |
6 ressembler [1.3#126, 1.8] 7 avoir l'air, la tournure, le port [1.3#126] 8 avoir l'air de (à distinguer de mendrika) [1.8] |
Examples |
9 Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany. [2.470] 10 fa andeha alao izy, ka ankasitraho tsara." Dia hitantsika amin' izany, fa ny anatra tsara, na dia iray aza, dia miendrika ho lafo ariary zato. [2.293] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word miendrika |
Anagrams | 18 miandreky, miendrika |
Updated on 2020/07/31 |