Entry | 1 manendrikendrika |
Root | 2 endrikendrika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Milaza ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, manoso-potaka, manombotomboka: Zava-dratsy roa loha no ataon' ny mpanendrikendrika dia ny mandainga sy ny tsy tia namana |
Explanations in English |
5 [1.7] to slander, to make insinuations against |
Explanations in French |
6 [1.3#126, 1.8] calomnier 7 [1.3] accuser de faux 8 [1.8] médire par insinuation |
Examples |
9 Aza fady, anaka, hoy Rafotsy, rehefa nahazo aina izy, aza manendrikendrika ny zanako amin' izay tsy fantany ianao. [2.895] 10 Ny kely manetry ny lehibe kanefa tsy marina, manendrikendrika ny tsy ataon'ny lehibe, kely mandainga hanoso-dratsy ny lehibe, handoto ny lehibe [2.508] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |