|
|
|
|

Entry1  manendrikendrika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milaza ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, manoso-potaka, manombotomboka: Zava-dratsy roa loha no ataon' ny mpanendrikendrika dia ny mandainga sy ny tsy tia namana
Explanations in English  4  [1.7] to slander, to make insinuations against
Explanations in French  5  [1.3#126, 1.8] calomnier
6  [1.3] accuser de faux
7  [1.8] médire par insinuation
Examples  8  [2.895] Aza fady, anaka, hoy Rafotsy, rehefa nahazo aina izy, aza manendrikendrika ny zanako amin' izay tsy fantany ianao.
9  [2.508] Ny kely manetry ny lehibe kanefa tsy marina, manendrikendrika ny tsy ataon'ny lehibe, kely mandainga hanoso-dratsy ny lehibe, handoto ny lehibe
Root  10  endrikendrika
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Updated on 2024/12/11