|
|
|
|

Entry1  manaratsy
Root  2  ratsy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao
Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo
Manendrikendrika, manoso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe
Explanations in English  5  [1.7] to speak evil of
Explanations in French  6  [1.107] diffamer
7  [1.3, 1.8] calomnier
8  [1.3] dénigrer, rendre mauvais, laid, vilain: manaratsy ahy lalandava izy (il me dénigre sans cesse)
Examples  9  Mpitovo manan'anaka manaratsy an-dreniny [2.131]
10  Raha misy vehivavy manaratsy loatra, dia hevero fa angamba sahala izy sy i Nestina. [2.285#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  manebaka, manamavo, mamasoka, manabanty, manazimba, manaboka, manafoka, maniny, manakiana, manakizaka, manizakiza, manambany, manatsizarizary, manao ambanin-javatra, manao tsinontsinona, manenitra, mamotsifotsy, maniratsira, manevateva, mamingavinga, manitsakitsaka, manosihosy
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word manaratsy

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/21