Entry (1/4) | 1 maniny |
Root | 2 tsiny |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manome tsiny, milaza ho diso: Tsy afaka velively haniny ahy amin' izany ianao 5 Manakiana, manitsy: Azonao atao ny maniny ny boky nosoratako [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/4) | 10 maniny |
Root | 11 tsiny |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 Manamafy vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy [1.1] |
Morphology |
|
Entry (3/4) | 18 maniny |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in Malagasy |
20 manafina [Bara]
[1.78] |
Entry (4/4) | 21 maniny |
Root | 22 many |
Part of speech | 23 noun many and pronoun |
Explanations in English |
24 his/her/its/their odor [3.1] |
Explanations in French |
25 son odeur, leur odeur [3.1] |
Anagrams | 26 amin' ny, inanim, mainin, maniny, nainim, ninaim, niniam |
Updated on 2020/07/31 |