|
|
|
|

Entry (1/2)1  manazimba
Root  2  zimba
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao
Manaraby, mamazivazy: Tena nanazimba anay mihitsy Rangahy iny
Manevateva: Manazimba zavatra masina io gazety basivava io
Examples  5  Nefa kosa samy manaja manokana ny hafa-drazany avy ary tsy mahazo manazimba Razana hafa. [2.285#]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word manazimba

Entry (2/2)11  manazimbĂ 
Root  12  zimba
Part of speech  13  imperative of active verb manazimba [Full list]
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21