Entry | 1 hiahia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 volana fahafito amin'ny taona (Jolay) [Taisaka]
[1.78] 4 anaran'ny volana mifanandrify amin'ny volana Mey [Bara] [1.78] 5 anaram-bolana fahadimy amin'ny taona [Sihanaka] [1.78] 6 volana fahadimy amin'ny taona, fotoana ny ririnina [Tanala] [1.78] 7 volana fahafito amin'ny taona [Tanosy] [1.78] 8 mars [Tandroy] [2.584] |
Explanations in French |
9 lune de mai ; mois sakalava correspondant à mai [Sakalava]
[1.19] 10 nom d'un mois antankarana correspondant à septembre [Tankarana] [1.19] 11 nom d'un mois du calendrier agricole traditionnel (correspond à peu près à mai) [Tandroy] [1.14] |
Examples |
12 ny hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy; [2.113#] |
Vocabulary |
13 Time |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 90 ahiahi, ahiahy, haihay, hiahia, hiaiha, ihaiha |
Updated on 2024/10/30 |