Entry | 1 voambolana |
Elementary words | 2 voa, volana |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Linguistics |
Explanations in Malagasy |
5 Fitambaran' ny teny rehetra fampiasa amin' ny sampam-pahaizana iray 6 Rakibolana nofintinina [1.1] 7 voanteny fampiasa manokana amina seha-pahalalana na sehatrasa 8 boky mirakitra ny tanisateny fampiasa manokana eo amin' ny sehatra iray ka amin' izany ny teny iditra tsy voatery anolorana ny fahalalana rehetra mety ilain' ny mpampiasa 9 lisitra araka ny abidia sy fanazavana ny voambolan-tsehatra manokana, ohatra momba ny tranomboky, nampiasana teo anatin' ny boky [1.62] |
Explanations in French |
10 lexique [1.13] 11 vocabulaire [1.66, 1.67] |
Examples |
12 Ndeha ho tsiahivina aloha ny famaritana ny voambolana “itsinjaram-pahefana”. [4.27] 13 Be ny fitoviana na eo amin' ny voambolana na eo amin' ny firafitry ny voambolana sy ny teny. [2.508] |
Compound words |
|
Titles |
|
Updated on 2023/07/30 |