Entry (1/2) | 1 kabary |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason' ny olona tafavory: Fatratra izay kabary am-panambadiana tamin' ny fanambadian' ny zanak' anabaviko izay 4 Fanambarana teny midina: Efa nandalo teo ve ilay mpiantso kabary? 5 Levilevy, faniniana, anatra na teny lavareny: Aza itondranao kabary vao maraina aty izahay 6 Fiampangana na fitoriana ataon' olona amin' ny tena eo amin' ny fitsarana, ady amin' ny fitsarana: Moa dia natao ho very va re aho ka narianao tamin-kabary? 7 Vaovao: Inona no kabarinao? (fandre indrindra amin' ny fitenim-paritany [1.1] 8 lahateny kanto sy mirindra atao an-kavoriana [1.13] |
Explanations in English |
9 A public proclamation, a message from the sovereign or rulers; an assembly convened for public business; business or public speeches; an important matter [1.2] 10 a palaver, a public discourse [1.7] |
Explanations in French |
11 Discours public [1.3, 1.8] 12 proclamation, publication, affaires traitées dans les réunions publiques ; assemblée publique, querelle, procès [1.3] 13 palabre [1.8] 14 discours [1.13] |
Examples |
15 Vita eo ny kabary. [2.245#] 16 Vao izay vao mamaky kabary; [2.508#] 17 Ireo no fototry ny kabary hatraiza hatraiza. [2.488#] |
Vocabulary |
18 Literature: (in general) |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 25 volana@mg.n |
Compound words |
|
Titles |
30 Kabarim-panambadiana (Rabenjamina Androvakely) 31 Kabary amin' ny famadihana (Rasamuel Maurice) 32 Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty (Rasamuel Maurice) 33 Kabary amin' ny Fanolorana omby ho an' ny mpandevina (Rasamuel Maurice) 34 Kabary am-panambadiana sy amin'ny fanasana : Fomba fanao raha misy maty: famangiana ~ levenana ~ kabary am-pandevenana (Rasamuel Maurice) 35 Kabary am-pandevenana (Rasamuel Maurice) 36 Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela : Fanaka volamena mirakitra ny fahendren' ny razana (Rainitovo) 37 Kabary nataon' Andrianampoinimerina () 38 Kabary nataon-dRabemila () 39 Kabary nataon-dRadama I () 40 Kabary nataon-dRadama II () 41 Kabary nataon-dRainilaiarivony () 42 Kabary nataon-dRanavalona I () 43 Kabary nataon-dRanavalona II () 44 Kabary nataon-dRasoherina () 45 Kabary nataon-dRavalomanana Marc (Ravalomanana Marc) 46 Kabary vaovao (Rabetsimandranto Fidelis-Justin) 47 Ny kabary (Rahajarizafy Antoine (s.j.)) |
Proverbs | 48 Proverbs containing the word kabary |
Quotes | 49 Texts mentioning kabary |
Entry (2/2) | 50 kabary |
Part of speech | 51 noun |
Explanations in Malagasy |
52 anton-dia, sahabo [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 53 baraky, barika, -barika, kabari, kabary, kabira |
Updated on 2024/11/22 |