Entry | 1 manati-kabary |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#1012] mitenybemamely, manaovavabe, manasavangy |
Examples |
4 [1.368] Tsy atao mahagaga moa izany satria efa mandindona rahateo ny hisian’ny fifidianana. Ny ao atsinanana mampiaka-peo, ny ao andrefana tsy andatsahana, ny ao atsimo miantsoantso, ny ao avaratra manati-kabary. Toa zary lasa akoholahy maro an-drova isika ka samy te ho avo feo. |
Elementary words | 5 manatitra, kabary |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |