|
|
|
|

Entry1  mikabary
Root  2  kabary
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao kabary: Nikabary tamin' ny mponina tao Ampefy ny filohan' ny Nosy
Milaza ampahibemaso: Omaly no nikabary ny fandoaoan-ketra ny tomponarivo
Miteny, mibedibedy: Mandehana mandeha ianao fa aza mikabary ny zanako eo
Explanations in English  5  [1.2] To deliver a public order, to proclaim, to pronounce, to announce, to speak in a public assembly on some public business
6  [1.7] to make a speech; to lead a palaver or discussion
Explanations in French  7  [1.3] Prononcer un discours public, proclamer des lois, des ordres dans une assemblée publique, intenter un procès, réprimander
8  [1.8] donner un discours; diriger ou prendre part à un palabre
Examples  9  Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. [2.472]
10  Raha mikabary ny andriana, raha mitantara ka misaotra, raha mivavaka, dia Rafandrana hiany no aloha. [2.48]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word mikabary

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21