Entry | 1 tokam-bolana |
Elementary words | 2 tokana, volana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana 5 [1.13][tokambolana] tsy mandainga, tsy mivadibolàna |
Explanations in French |
6 [1.13][tokambolana] fidèle |
Updated on 2024/12/07 |