|
|
|
|

Entry1  tokana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Iray, anankiray, singana: Andriamanitra dia tokana ary tsy mety ho maro Izy
Irery, miavaka irery, manirery: Trano tokana erý an-tampon-tendrombohitra no ipetrahany
Tsy misy afa-tsy izany: Ny fanamboaran-tena tokana no hany raharahany mandritra ny maraina tontolo
Explanations in English  4  [1.7] alone, single
Explanations in French  5  [1.8] seul, solitaire
Examples  6  Samy nitsetra an-dRazay voronkely tokana rava akany nialofana ny olona rehetra. [2.324]
7  Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [2.470]
8  Lalan-tokana no azonareo roa lahy aleha, hoy izy. [2.472]
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Analogs  15  irery, honjohonjo, singana, fotsiny
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  64  Proverbs containing the word tokana

Anagrams  65 

Updated on 2025/01/21