|
|
|
|

Entry1  ampamelomantokana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana havia ka hatramin' ny hitsin' ny nono havia ihany koa, izany hoe telon-jehy sy sasany na voantondro roa amby efapolo
Explanations in French  4  [2.415#6682][am-pameloman-tokana] Depuis le bout des doigts jusqu' au sein du même côté, le bras étant allongé et la main ouverte
Examples  5  [2.436#] Toy izao avy no fìlaza ny refy mahery: refy sy voatondro iray, roa, telo, efatra, refy sy vodivoampelatanana, refy hondry, refy sy vehana, refy sy hakiho refy sy hamaton-tsandry refy sy tovo-tsandry refy sy ampamelomantokana refy sy mamakitratra refy sy ampamelomandroa refy sy manindao.
Vocabulary  6  Space
Elementary words  7  am-pamelomana, tokana

Updated on 2024/12/26