Entry 1/2 fitokana (toka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Firariana hahery na fanozonana ho resy: Hohenoin' i Zanahary anie ny fitokànao [1.1]

Entry 2/2 fitokana (tokana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mitokana, izany hoe mankalaza (zavatra) am-pahibemaso alohan' ny hampiasana azy [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20