|
|
|
|

Entry (1/2)1  irery
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy
Explanations in English  4  [1.7] solitary, alone
Explanations in French  5  [1.3#282, 1.8] seul
6  [1.3#282] sans compagnon
7  [1.8] solitaire
Examples  8  Ny vy tsy hiko-rontana irery; [2.245]
9  Izaho irery sisa no tokan-tena. [2.643]
10  Izay mandeha irery|drery dia mipetra-irery|drery tahaka ahy [2.4#96]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Derivatives 
13  Adjectives :
Synonyms  14  irery tena, tokana
Analogs  15  iray, tokana, hany, fotsiny, monja, singana, tsyamboatsylambo, irerytena, boribory, vatokiboribory
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word irery

Entry (2/2)21  irerỳ
Root  22  ir
Part of speech  23  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  24  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka
Explanations in English  25  [1.7] those far away (in sight), plural of iry
Explanations in French  26  [1.8] ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry
Compound words 
Tables and plates  32  All the pronouns

Anagrams  33 

Updated on 2025/01/28