|
|
|
|

Entry (1/2)1  irery
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy
Explanations in English  4  [1.7] solitary, alone
Explanations in French  5  [1.3#282, 1.8] seul
6  [1.3#282] sans compagnon
7  [1.8] solitaire
Examples  8  [2.245] Ny vy tsy hiko-rontana irery;
9  [2.643] Izaho irery sisa no tokan-tena.
10  [2.4#96] Izay mandeha irery|drery dia mipetra-irery|drery tahaka ahy
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Derivatives 
13  Adjectives :
Synonyms  14  irery tena, tokana
Analogs  15  iray, tokana, hany, fotsiny, monja, singana, tsyamboatsylambo, irerytena, boribory, vatokiboribory
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word irery

Entry (2/2)21  irerỳ
Part of speech  22  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  23  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka
Explanations in English  24  [1.7] those far away (in sight), plural of iry
Explanations in French  25  [1.8] ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry
Root  26  ir
Compound words 
Tables and plates  32  All the pronouns

Anagrams  33  irerỳ, irery

Updated on 2025/04/19