Entry | vy tsy mikitrana irery | |
Elementary words | vy ; tsy ; mikitrana ; irerỳ | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Raha misy miady, matetika saika samy manana hadisoana ihany na ny an-kilany na ny an-daniny [1.1] | |
Examples | Mba fotory lalindalina kokoa fa vy anie tsy mikitrana irery e!
[2.643] | |
Updated on 2023/10/27 |