Entry 1/2 | mikitrana (kitrana) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin' izahay nandeha nitsangantsangana tany Ambatofotsy, nikitrana ny vilany sy vilia tao anaty fiara Miady vava, mifanditra: Mikitrana isan' andro izao izy mirahavavy ireo Be dia be: Marina ve fa mikitrana ny omby any an-tsakalava? [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Entry 2/2 | mikitràna (kitrana) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mikitrana | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | manitrika, mikitrana |
Updated on 2023/10/27 |