|
|
|
|

Entry1  manirery
Root  2  irery
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mipetraka irery tsy misy olona miaraka aminy: Inona no ataonao manirery eto?
5  [1.13] tsy misy namana
Explanations in English  6  [1.7] to be alone
Explanations in French  7  [1.8] être tout seul
8  [1.13] esseulé, solitaire
Compound words 

Anagrams  10  manirery, mirareny

Updated on 2023/01/20