Entry | 1 manirery |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mipetraka irery tsy misy olona miaraka aminy: Inona no ataonao manirery eto? 4 [1.13] tsy misy namana |
Explanations in English |
5 [1.7] to be alone |
Explanations in French |
6 [1.8] être tout seul 7 [1.13] esseulé, solitaire |
Root | 8 irery |
Compound words |
|
Anagrams | 10 manirery, mirareny |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |