|
|
|
|

Entry1  fotsiny
Root  2  fotsy
Part of speech  3  adverb
Explanations in Malagasy  4  Tsy misy fanampiny tsy misy fangarony: Vary fotsiny no haniny isan' andro (tsara homarihina fa na mitovitovy hevitra amin' ny Ihany sy ny Monja aza ny Fotsiny dia misy maha-samy hafa azy amin' ireo ihany: ny fotsiny dia manantitrantitra momba ny tsy fisiana fanampiny, fangarony: Vary fotsiny no haniny; ny ihany, momba ny maha-irery ilay voalaza: Rakoto ihany no mpampianatra azoazoko; ary ny monja kosa, fampiasa indrindra miaraka amin' ny teny milaza: Mpianatra telo monja no tonga [1.1]
Explanations in English  5  alone, exclusive of anything else, for nothing, insignificantly, causelessly. See foana, hiany, maina. [1.2]
Explanations in French  6  seulement, simplement [1.3#192, 1.5#125]
7  sans raison, vainement, inutilement [1.3#192]
Examples  8  Dia aoka fotsiny e! [2.445]
9  Fakana sary fotsiny ve? [2.356]
10  Ekeo fotsiny aloha ny adidy. [2.528]
11  Fisotroana fotsiny no natao tao. [2.4]
12  Manginy fotsiny izany, hoy ny mahalala. [2.499]
Compound words 
Tables and plates  15  All the adverbs

Anagrams  16  finotsy, fonitsy, fotsiny, Ifontsy

Updated on 2020/07/31