|
|
|
|

Entry1  ranofotsiny
Elementary words  2  rano, fotsiny
Part of speech  3  adverb
Explanations in Malagasy  4  Tsy misy afa-tsy ... ihany, izy rehetra, avokoa, daholo, hatrany hatrany, manontolo: Ny tenaben' ilay tendrombohitra: vato ranofotsiny [1.1]
Explanations in English  5  only, just, exclusively [1.7]
Explanations in French  6  seulement, uniquement [1.8]
Examples  7  fiadiana tranainy harafesina ranofotsiny! [2.471]
8  Tanim-pokonolon' I Marovato izy io, ary voanio ranofotsiny no nambolen' ny olona teo. [2.472]
Compound words 
Tables and plates  10  All the adverbs

Updated on 2023/05/28