|
|
|
|

Entry1  manao bontolo fotsiny amin' izao
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] manao an' aina sy amborivory fotsiny, milaza hevitra an-terisetra sy tsy maintsy arahina na marina na diso
Elementary words  4  manao, bontolo, fotsiny, amy, izao

Updated on 2024/12/07