Entry 1/2 | amy | ||||||
Part of speech | preposition | ||||||
Explanations in Malagasy | Teny mpampiankina mampiankina matoanteny na anarana amin'ny famenony,
ka milaza:
a) fitaovana enti-manao asa: manoratra amin'ny penina. b) fomba: mihira amin-karavoana. c) fotoana: miainga amin'ny fito maraina. e) olona itenenana: miresaka amin-dRakoto. f) fiarahana: miaraka amin'ny amboalambo; vary amin-dronono. g) faritra: mandray zaza amin'ny sandriny. h) fanamarinana ny hoe: araka ahy, araka anao...; amiko tsisy vidiny ny vola azo amin'ny tsy rariny. i) toerana: hisakafo any amin'i dada izahay anio; (marihina fa raha milaza toerana ny amy dia tsy maintsy ialohana mpamaritra matoanteny milaza toerana mandrakariva koa: eto, eo, any, atsy...: mivory atsy amin'ny ben'ny tanàna ny loholona) [1.1] | ||||||
Explanations in English | Used before ny, as amy ny, or amin' before a vowel. With, in, at, to, from, etc. In past tense, tamy, When, on, among, from, etc. The prepositional prefixes a-, am-, an-, appear to be contractions of this word, and form a large number of prepositional phrases. Amy is used after nearly all intransitive verbs when governing an indirect accusative. [1.2] | ||||||
Preposition with an all-purpose meaning depending on context: with, at. [1.7] | |||||||
Explanations in French | Préposition dont le sens dépend du contexte: avec, à, en. [1.8] | ||||||
Avec, dans, à, de, en, chez. M [...] [full text in 1.5] | |||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Other spellings | amina | ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word amy | ||||||
Entry 2/2 | amy | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fitafiana mihaja fenti-mihaingo [1.1] | ||||||
Explanations in French | Costume, tenue militaire; par extension: toilette, parure [1.3] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
| |||||||
Anagrams | amy, may |
Updated on 2023/06/27 |