|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanamiana
Root  2  amy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr' ilay mitondra azy ary fitondra amin' ny andro malaza: Nanao ny fanamiany marevaka ny mpiasam-panjakana ambony tamin' Ray fanasan' ny Filohan' ny Nosy
Karazan' akanjo manokana ho an' ny antokon' olona iray: Misy sarin' elatra ny fanamian' ny mpamory fiaramanidina
5  [1.78] [Bezanozano] fitafiana
Explanations in English  6  [1.7] a uniform
Explanations in French  7  [1.8] l'uniforme
Examples  8  I Masindahy François de Sales, eveka izatsy manao fanamiana mahafinaritra izatsy. [2.470]
9  Mitsaoha an'ny Tompo amin'ny fanamiana masina. [2.996]
Compound words 

Entry (2/2)11  fanamiana
Root  12  tamy
Part of speech  13  noun
Explanations in French  14  [1.3] l'action d'attaquer une maison, un village, de voler, le lieu, la cause

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21