Entry |
tamy
|
Elementary words | t~ ; amy |
Part of speech | preposition, past form
|
Explanations in Malagasy | Filazana ny lasa amin' ny hoe: Amy: Tonga tamin' ny Alatsinainy izy [1.1]
|
Explanations in French | Passé de amy
[1.3]
|
Examples | Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka:
[2.293]
|
Hyponyms |
|
|
Entry |
tamy
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in Malagasy | Avy, manatona, mby efa ho tonga: Inty tamy i rainao [1.1]
|
Explanations in French | Penetrated, entered To be at hand: Tamy i rainao (Your father is at hand) [1.3]
|
Explanations in English | On the point of arriving [1.7]
|
Explanations in French | Qui est sur le point d'arriver, qui arrive, qui survient: Tamy i sakaizanao (Ton ami est là) [1.3]
|
| Proche, sur le point d'arriver [1.8]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Analogs |
antomotra ~
madiva |
|
Entry |
tamy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Loaka, na hirika ataon' ny mpangalatra amin' ny rindrina Fananihana, fandrobana fananana amin' ny tsy ampoizina [1.1]
|
Explanations in French | Trou pratiqué aux parois des cases pour y pénétrer et voler, escalade, effraction Attaque soudaine des ennemis, surtout de nuit [1.3]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|