Entry | 1 antomotra |
Root | 2 tomotra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. |
Explanations in English |
5 [1.2] near at hand, as to future time 6 [1.7] close at hand |
Explanations in French |
7 [1.3#54, 1.8, 1.5] imminent 8 [1.3#54, 1.5] qui est proche 9 [1.8] proche |
Examples |
10 Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. [1.38] |
Vocabulary |
11 Time 12 Space |
Derivatives |
|
Analogs | 17 madiva, tamy |
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word antomotra |
Anagrams | 22 |
Updated on 2025/01/21 |