Entry |
madiva
(diva)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in French | Qui est sur le point de [1.3]
|
Examples | fa ny tambitamby efa lany, ary ny fitia efa madiva.
[2.69]
|
Morphology |
Present : |
madiva |
Past : |
nadiva |
Future : |
hadiva |
|
Analogs |
antomotra |
|
Entry |
madiva
(diva)
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro. [1.1]
|
Explanations in English | Almost, on the verge of [1.7]
|
Explanations in French | Presque [1.3, 1.8]
|
| Bientôt, prochainement [1.3]
|
| Sur le point de [1.8]
|
Examples |
1 | Madiva hiakatra any Antananarivo izahay!
[2.270]
|
2 | Efa madiva hitataovovonana ny andro vao tena voaomana ny diako.
[2.643]
|
|
Derivatives |
Analogs |
tamy |
|