|
|
|
|

Entry1  teny vary amin' anana
Elementary words  2  teny, vary amin' anana, vary, amy, anana
Part of speech  3  locution
Examples  4  Manao teny vary amin' anana daholo ny maro amin'ny olona saingy amin'ny dingana samihafa, hoy ilay mpahay momba ny teny, Loubna Dimachki. 'teny vary amin' anana, inona no dikany? Rehefa manafangaro teny roa ianao ho anaty fehezanteny iray na ho anatin'ny fifaneraseràna manontolo,” hoy izy [5.mg.https://mg.globalvoices.org/2015/10/13/75485/]
5  Ny sasany indray mitompo teny fantatra fa izany no vokatry ny fanaovana teny vary amin' anana tsy misy farany eo amin’ ny samy Malagasy [5.mg.https://www.madagascar-tribune.com/Basin-janako,8106.html]

Updated on 2024/12/24