|
|
|
|

Entry1  zaza amim-behivavy
Elementary words  2  zaza, amy, vevihavy
Part of speech  3  locution
Examples  4  Nahazo nandeha irery ny zaza amim-behivavy1.436 [1.436]
5  ny zaza amim-behivavy nobaboiny, nefa azo navotana ihany [1.437]
6  Ka lavitra loatra izany, ary tsy ho afaky ny zaza amim-behivavy [2.588#95]
7  Vao mainka midradradradra niantsoantso anefa ireo zaza amim-behivavy. [2.587]

Updated on 2024/12/19