Entry (1/2) | 1 izao |
Root | 2 io |
Part of speech | 3 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-manondro zavatra na olona tsy hita maso akaiky, izany hoe, ohatra, ao ambadiky ny varavarana: Ampangino izao radio midradradradra ao an' efitra ao izao, ry Ikoto a! na somary takontakona: Jereo izao itangoronan' ny olona izao, rankizy a. Ny "izao" koa anefa dia mety hanan-kevitra roa manokana hafa: 1) zavatra mitranga amin' ilay fotoana itenenana: Mahafinaritra ahy izao fahatongavanareo maro be mitsidika ahy izao. 2) hevitra na teny vao holazaina: Tsarovy tsara izao teny izao: Asio fieritreretana ny atao rehetra. |
Explanations in English |
5 [1.7] this |
Explanations in French |
6 [1.8] celui-ci |
Examples |
7 tahaka izao no fanao. [2.245#] 8 Ady izao rehetra izao. [2.5#] |
Compound words |
|
Tables and plates |
18 All the pronouns |
Entry (2/2) | 19 izao |
Part of speech | 20 adverb [Full list] |
Explanations in English |
21 [1.7] now |
Explanations in French |
22 [1.8] maintenant |
Examples |
23 Bedao amin' izao! [2.587#] 24 Ka maninona aho izao? [2.5#] |
Compound words |
|
Anagrams | 27 |
Updated on 2025/01/21 |