Entry | 1 singana |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa? 9 Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao 10 Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1] |
Explanations in French |
11 Une unité entre objets de même espèce; qui est seul, qui fait bande à part, dépareillé, l'un de la paire, du couple [1.3] |
Morphology |
|
Other spellings | 13 singa, singany |
Anagrams | 14 sangina, singana |
Updated on 2020/07/31 |