Entry | 1 singanina |
Root | 2 singana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny iray na ny sasany ihany izay alaina amin' ny maso: Ny fotsy ihany singanina, hoy i Nenibe tamin' i Soa naka ny volofotsiny Avahana ka marihina: Miteny aminareo mpianatra jiaby aho, ary singaniko manokana ny kilasy fahatelo |
Explanations in French |
5 [1.3] Qu'on rend impair, qu'on fait aller seul |
Morphology |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |