|
|
|
|

Entry (1/2)1  maningana
Root  2  singana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manavaka, manova singana
Tsy manao ohatra ny be sy ny maro, miavaka: Mahagaga kosa fa maningana amin' ny mpianatra rehetra Isambilo
Tsy mitovy amin' ny rehetra: Matetika amin' ny tapirahalahy na mpianadahy no misy iray maningana ka tsy tafita amin' ny fianarana
Explanations in French  5  [1.3] Faire aller seul, isoler, dépareiller, rendre impair; aller seul, se séparer, faire bande à part: Aza maningana amin' ny be sy ny maro (Ne faites pas bande à part, ne vous distinguez pas des autres par des excentricités)
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/2)10  maningàna
Root  11  singana
Part of speech  12  imperative of active verb maningana [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21